| Teny iditra | vinimbina (vimbina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana:
Voankazo kely no novinimbinay ho anareo Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|