| Teny iditra | vivery | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Singan-teny | vy, very | ||||
| Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tsipelina hafa | vy very | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |
|