| Teny iditra | vivitina (vivitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina amin' ny tendrony, amin' ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin' ny molony io vilany io sao dia vaky Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao rovitra (teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia novivitiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|