| Teny iditra |
vivy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
Anaram-borona, tsiriry [1.78]
|
| | Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy [1.1]
|
| | A small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe [1.7]
|
| | Grèbe [1.54]
|
| | Espèce de toute petite oie sauvage; grèbe [1.8]
|
| | Grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [4.22]
|
| | Grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [4.22]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis |
| Ohatra |
| 1 | Ny vivy no tompon' ny dobo.
[2.245]
|
| 2 | Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina
[2.48]
|
|
| Tovy hevitra | ~ |
|
| Teny iditra |
vivy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bezanozano]
(duplicatif de vy, donc : « qui est assez dur », en parlant du bois).
Acridocarpus vivy Arènes (Malpighiaceae). Arbre de 10-15 m. Bois d'intérêt secondaire.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Acridocarpus vivy |
|