|
|
|
|

Teny iditra voabango (bango)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Plaited in the form called bango [1.2]
 Mis en touffes [1.3]
Voambolana 
Ohatra Famisavisana ihany anefa izay, fitsikerana ara-tsaina: fa amin'ny tena kabary aman-dahateny, dia mifameno sy mifampiditra avokoa ireo fomba voabango rehetra ireo. [2.298]
Tovy hevitra binango

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20