|
|
|
|

Teny iditra voadoro (doro)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 Brûlé, incendié, carbonisé, cuit [1.3]
Ohatra 
1Potehina ho vovoka ny taolana voadoro sy ny faikam-boanjo. [2.117]
2lana koa indraindray tany hay voadoro be vodi-ahitra sy ampanga maranitra ary indraindray vatokaranana mahatorovana ny faladia. [2.324]
Tovy hevitra donoro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20