|
|
|
|

Teny iditra voafady (fady)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Afa-baraka, very hasina [1.1]
 Spoiled, made useless; refrained from. [1.2]
 Dont on s'est abstenu, dont on n'a pas mangé, qu'on n'a pas fait [1.3]
Ohatra Ataoko ahoana fa ny tia sy ny manina voafady Mahery andro ity fitia, nahongana ny ady Tsy voaongotra intsony fa efa latsaka aman' aina! [2.928]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18