|
|
|
|

Teny iditra voafandrika (fandrika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Latsaka anaty vovo [1.13]
 Ensnared, caught [1.2]
 à qui on a tendu un piège, pris au piège; qu'on a accaparé [1.3]
 Piégé [1.13]
Ohatra 
1Nisy sasantsasany rahateo tohina : voafandrika ve ry zareo? [1.369]
2Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508]
Tovy hevitra finandrika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20