|
|
|
|

Teny iditra voafarana (farana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end. [1.2]
 Terminé, conclu, limité, rogné, limé [1.3]
Ohatra Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [2.472]
Tovy hevitra finarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20