|
|
|
|

Teny iditra voafatotra (fatotra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Bound, confined, fettered, enchained. [1.2]
 Qu'on a lié, enchaîné, garrotté [1.3]
Ohatra nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [2.324]
Haiendriteny 
Tsotra : voafatotra, voafatotry
Tovy hevitra finatotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20