| Teny iditra | voafingana (fingana) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| To be tripped up, to be supplanted. [1.2] | ||
| Entravé [1.3] | ||
| Ohatra | Ny mieritreritra an' Ikemba ho voafingana teo amin' ny fitondrantena dia lavitra ny sain' i Bina.
[2.499] | |
| Tovy hevitra | finingana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|