|
|
|
|

Teny iditra voaisa (isa)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Compted, numbered, reckoned [1.2]
 Compté, mis au nombre [1.3]
Ohatra 
1koa ny loaka tamin'ireo voaisanay ireo [2.366]
2fa raha tsy voaisako dia matin' ise ariary folo kosa aho [1.436]
Haiendriteny 
Ny lasa : voaisa, voaisako, voaisanao, voaisany, voaisantsika, voaisanay, voaisanareo, voaisan', voaisan-, voaisam-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20