|
|
|
|

Teny iditra voakaly (kaly)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Very well done, done with care and skill [1.7]
 Bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée) [1.3]
 Fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné [1.8]
Ohatra 
1Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa. [2.472]
2Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino. [2.606]
Tovy hevitra kinaly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20