| Teny iditra | voakendry (kendry) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| Visé, qui a été visé [1.3] | ||
| Ohatra | Tonga koa aza ny tena mpandrafitra teo an-tanàna nanofa indraindray ilay milina tamin' ny fotoana voakendry.
[2.356] | |
| Tovy hevitra | kinendry | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|