| Teny iditra |
voamaso
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | voa,
maso |
| | Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso [1.1]
|
| | The eyeball [1.7]
|
| | L'oeil même [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa.
[2.470]
|
|
| Teny iditra |
voamaso
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | voa,
maso |
| | [Betsileo]
(« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae).
Arbuste lianoïde à fruits comestibles.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Salacia dentata |
|