| Teny iditra | voamboana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja [1.1] | ||
| Karazan-kazo sarobidy [1.13] | ||
| Palissandre [1.3, 1.13] | ||
| Palissandre (Dalbergia baroni) [1.5] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Dalbergia baroni | |
| Habaka | Xylothèque de Jean-Claude Cerre | |
| Nohavaozina tamin' ny 2010/11/16 |
|