|
|
|
|

Teny iditra voangory
Sokajin-teny anarana
 Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin' ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena [1.1]
 Karazam-boana [1.13]
 A kind of beetle [1.7]
 Hanneton [1.8, 1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2011/02/05