|
|
|
|

Teny iditra voankazo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny voa, hazo
 Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray [1.1]
 Fruit [1.7]
 Fruit, graine [1.8]
 (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture. [1.196]
Voambolana 
Ohatra Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy. [2.470]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/25