|
|
|
|

Teny iditra voankena
Sokajin-teny anarana
Singan-teny voa, hena
 Ny voan' ny omby, izay be mpifady [1.1]
 Beef kidneys [1.7]
 Rognon de boeuf [1.8]
Ohatra 
1hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny. [2.298]
2Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony? [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21