|
|
|
|

Teny iditra voanongo
Sokajin-teny anarana
 Anaran-kafa ilazana ny tanantanampotsy [1.1]
  [Betsileo, Sakalava, Tanala, Tankarana] (de voa : fruit ; et nongo : qui a un rebord ; allusion à la soudure des trois loges du fruit qui reste bien visible). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Jatropha curcas
Ohatra Fa tamin' izany, jiro voanongo ihany no fantatro. [2.472]
Tovy hevitra tanantanampotsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31