|
|
|
|

Teny iditra voasahana (sahana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 A quoi on peut faire face, à quoi l’on a fait face [1.3]
Ohatra Amin' ny firenena tan-dalàna, dia andraikitry ny Fanjakana izany, izay anisan' ny lafiny voasahana amin' ny politika momba ny fiainam-piarahamonina rehetra, fa tsy andraikitry ny orinasa fananan' ny sehatra tsy miankina amin' ny Fanjakana. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/08