Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
voa
sa
kana
(
sa
kana
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra lasa
[
1.1
]
Qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie
[
1.3
]
Ohatra
1
Tsy
voasakana
intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama.
[
2.508
]
2
Fa raha tsy
voasakana
ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany.
[
2.298
]
Haiendriteny
Ny lasa :
voasakana
, voasakako, voasakanao, voasakany, voasakantsika, voasakanay, voasakanareo, voasakan', voasakan-, voasakam-, voasaka-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20