|
|
|
|

Teny iditra voasana (vofy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
 Esorina ny hodiny: Voasy ity mananasy ity [1.1]
 To be peeled [1.2, 1.7]
 To be skinned, to be scaled. This word is evidently a corruption of ofasana, which should grammatically be the form of the passive verb. [1.2]
 Qu'on épluche, qu'on écorce; écorcer, peler; égrener (maïs) [1.8]
 écorcé (pour les arbres) ; décortiqué (pour les arachides, etc.) ; épluché (pour les légumes) [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : voasana, voasako, voasanao, voasany, voasantsika, voasanay, voasanareo, voasan', voasan-, voasam-, voasa-
Ny lasa : novoasana, novoasako, novoasanao, novoasany, novoasantsika, novoasanay, novoasanareo, novoasan', novoasan-, novoasam-, novoasa-
Ny hoavy : hovoasana, hovoasako, hovoasanao, hovoasany, hovoasantsika, hovoasanay, hovoasanareo, hovoasan', hovoasan-, hovoasam-, hovoasa-
Filaza mandidy : voasy

Teny iditra voasana (vofy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
 Hazavaina: Novoasan' ny mpampianatra tsara ny lesona [1.1]
 To be explained by discussion [1.7]
 Qu'on explique par une discussion [1.8]
Ohatra Raha voasana ny filazana ny Ramiary toy izany, dia izao teny vitsy izao no sisa ampy ho filazana azy: - Datura alba, Nees. [1.357]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : voasana, voasako, voasanao, voasany, voasantsika, voasanay, voasanareo, voasan', voasan-, voasam-, voasa-
Ny lasa : novoasana, novoasako, novoasanao, novoasany, novoasantsika, novoasanay, novoasanareo, novoasan', novoasan-, novoasam-, novoasa-
Ny hoavy : hovoasana, hovoasako, hovoasanao, hovoasany, hovoasantsika, hovoasanay, hovoasanareo, hovoasan', hovoasan-, hovoasam-, hovoasa-
Filaza mandidy : voasy

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17