| Teny iditra | voasaraka (saraka) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| [1.1] | ||
| Qu’on a séparé [1.3] | ||
| Ohatra | Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra.
[2.503] | |
| Tovy hevitra | sinaraka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|