| Teny iditra | voatevateva (tevateva) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| [1.1] | ||
| Méprisé, insulté [1.3] | ||
| Ohatra | Fa afaka mangataka ny olom-pirenena raha tsy voatevateva ny foto-kevitry ny fitsinjaram-pahefana ary raha tsy voatohintohina ny fiasany amin' ny alalan' ny hetsika handaniam-potoana ataon' ny manampahefana tsy manaiky ny tsindrin-dentam-pahefana.
[4.27] | |
| Tovy hevitra | tinevateva | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|