|
|
|
|

Teny iditra voatrebika (trebika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 Dans quoi on a enfoncé [1.3]
Ohatra Miaramila iray na roa no nahavita niarina kely vao voatrebika, fa ny sisa tonga dia nifantsika tamin' ny tany teo. [2.472]
Tovy hevitra trinebika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20