|
|
|
|

Teny iditra voavono (vono)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 Tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné [1.3]
Ohatra 
1Afaka angamba ny fon' ingahy Ravelo nahita an' I Feno voavono. [2.472]
2Hihinan-kena sy hitavo-menaka indray izy rehetra satria omby iray no voavono ary hisolitika ny tongotra aman-tanana. [2.470]
Tovy hevitra vonono

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20