|
|
|
|

Teny iditra voazava
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Illuminé [1.3, 1.13]
 éclairé, rendu clair, distinct [1.3]
 Expliqué [1.13]
Ohatra 
1Ireo dia voazava ao amin'ireto pejy manaraka ireto [2.424]
2Rehefa voalaza sy voazava ny foto-dresaka dia mifarana ny kabary fa tsy mba misy teny manokana fankasitrahana ny mpihaino [2.606]

Teny iditra voazava
Sokajin-teny anarana
 Pastèque, melon d'eau [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra voanketsihetsy ~ voatavorano

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18