| Teny iditra | voazavo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazana voatango mena aty izay hita betsaka any atsimo, fihinana manta ka mampangatsiatsiaka aoka izany [1.1] | ||
| [Tanala] (de voa : fruit ; et zavo : obscur, de couleur foncée). Arbuste indéterminé. Son nom a donné sarivoazavo. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17 |
|