| Teny iditra |
vodivona
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bezanozano]
Voditanety [1.78]
|
| | Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano [1.1]
|
| | The shoulders of a mountain [1.7]
|
| | Contrefort d'une montagne [1.8]
|
| Ohatra | Izany no tendrombohitra niteraka ny vodivona, vodivona niteraka ny lohasaha, lohasaha niteraka ny loharano, loharano niteraka ny ony, ka nitranganay mianakavy.
[2.346]
|
|
| Teny iditra |
vodivona
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | (taloha) Faritany nofehezin' andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely" [1.1]
|
| | Fief seigneurial [1.431]
|
| | Fief, domaine des seigneurs [1.3]
|
| | Domaine d'un seigneur [1.8]
|
| Ohatra | Nomen'Andriambelomasina vodivona izy
[2.508]
|
| Tovy hevitra | |
| Mpanahaka |
menabe |
|
| Teny iditra |
vodivona
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Grand, vaste [1.3]
|
|