|
|
|
|

Teny iditra vohoka
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] Kibon-dranjo [1.78]
Voambolana 

Teny iditra vohoka
Sokajin-teny anarana
 Tranon-jaza.
Ny kibo (itoeran' ny zaza).
Mitovy hevitra: fananahana ~ tranonjaza [1.1]
 The womb [1.7]
 La matrice [1.8]
Voambolana 
Ohatra Aza mifoka na misotro alikaola mandritra ny fitondrana vohoka. [2.424]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18