| Teny iditra | vokoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [1.1] | ||
| Bent over, stooped [1.7] | ||
| Courbé, voûté [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | vokoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fivohitry ny hazon-damosina [1.13] | ||
| Cyphose [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/08/04 |
|