|
|
|
|

Teny iditra voleo (voly)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana volena [Fitanisana]
Ohatra 
1Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka [1.1]
2Voleo mangahazo atsy avaratrano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17