| Teny iditra |
vongovongo
(vongo)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fitobiana mitontohitra, fiavosana mifanongòa, fibokitra. [1.1]
|
| | Tas, élévation, agglomération, vagues, morceaux, réunion [1.3]
|
| | Qu'on met en petits tas [1.196]
|
| Ohatra | Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany.
[2.508]
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
vongovongo
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bezanozano, Merina]
(sens général : qu'on met en petits tas ; cette plante était vendue en bottes qu'on faisait brûler pour en recueillir les cendres). Cyathula cylindrica Moq. (Amaranthaceae). Les cendres étaient utilisées pour obtenir un sel de potasse (emplois en cuisine, pour la fabrication du savon malgache, en teinturerie, etc.).
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Cyathula cylindrica |
|
| Teny iditra |
Vongovongo
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
| Voambolana |
| Ohatra | Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany
[2.508]
|
|