|
|
|
|

Teny iditra vonjeo (vonjy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vonjena [Fitanisana]
Ohatra 
1Vonjeo haingana irý zaza irý fa nianjera [1.8]
2Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17