|
|
|
|

Teny iditra vontsira
Sokajin-teny anarana
 Anarana laharan-tsikidy iray [1.1]
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra vontsira
Sokajin-teny anarana
 Karazam-biby mitovitovy amin' ny fosa [1.1]
 Furet [1.54]
 Galidie élégante (Galidia elegans): salana [4.22]
 Galidie concolore (Salanoia concolor) [4.22]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Galidia elegans, Salanoia concolor
Mpanahaka  vontsira fotsy

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07