|
|
|
|

Teny iditra voraka
Sokajin-teny anarana
 Famborahana ny ao am-po, ny ao an-tsaina [1.1]
 Action de manifester sa pensée, ce qu'on a dans le cœur [1.3]

Teny iditra voraka
Sokajin-teny anarana
 Boraka, mivaha: Voraka ny fehikiraroko
Miveraberaka; tsy mihaja: Hehy voraka [1.1]
 Désagrégation, dissolution, action de détacher, de délier, de tirer de, de mettre au jour [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : voraka, vorako, vorakao, vorany, voratsika, vorakay, vorakareo, vorak', vora-
Tovonana : -boraka, -borako, -borakao, -borany, -boratsika, -borakay, -borakareo, -borak', -bora-

Teny iditra voraka
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Lainga [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/26