|
|
|
|

Teny iditra vorondolo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vorona, lolo
 Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [1.1]
 An owl [1.7]
 Hibou [1.54, 2.415, 1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Vorondolo nitera-boromanga izy, hoy Bina. [2.499]
2Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy. [2.470]
Lahatsoratra 

Teny iditra vorondolo
Sokajin-teny anarana
 Se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [2.415]

Teny iditra Vorondolo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.25, 47.35
Haianarantany vorona#mg.n, lolo#mg.n

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11