| Teny iditra | vorotra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fototry ny vihy [1.1] | |||||
| Tovy hevitra | voritra | ||||
| Teny iditra | vorotra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony. [1.1] | |||||
| Lambeaux, haillons, chiffons [1.3] | |||||
| Ohatra | Napetraka ambony gony teo an-tsisin-tanimboly, nofonosina vorotra bodofotsy, nandritra ny fotoana niasan' izy mivady.
[2.472] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/18 |
|