|
|
|
|

Teny iditra votsa vava
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny votsa, vava
 Enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [1.1]
 Slow of speech [1.7]
 Qui traîne en parlant [1.3, 1.8]
 Enfant tardif à parler [1.3]
Ohatra Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01