|
|
|
|

Teny iditra votsy
Sokajin-teny anarana
 Zavatra mamontsina fotsifotsy amin' ny hoditra ka toa maniry: Mivoraka ny lohan' ny votsy rehefa lendrano maharitra [1.1]
 Verrue [1.54]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12