| Teny iditra | vovonana iadian' ny lohany | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vovonana, iadiana, loha | |
| Ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |
|