| Teny iditra | Z z
![]() | ||
| Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
| Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra
fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy,
izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny:
Toetra zavatra miova ho toe-javatra;
ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man
mba hanaovana matoanteny:
Man zaitra = manjaitra. Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1] | |||
| Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] | |||
| Mpanahaka | abidỳ | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny abidia | ||
| Lahatsoratra | Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
| Sary |
| ||
| Teny iditra | Z | ||
| Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
| Zatokilao [1.13] | |||
| Voambolana | |||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21 |
|