| Teny iditra | za-draharaha | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | zatra, raharaha | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: raindahiny | |
| Ohatra | Ny zavatra tsy fanao anefa mampikaviavia, ary ny angano hiseho matetika tsy amin' ny za-draharaha sy ny gaigilahy no ahatongavany, fa amin' ny mpanavao sy ny mpanandrana.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|