|
|
|
|

Teny iditra zafin' ny mpirahavavy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny zafy, mpirahavavy
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: havana
Voambolana 
Ohatra Zafin' ny mpirahavavy amin' ny reniko no an-kevitr' ilay Ramatoa nipetrahako. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01