|
|
|
|

Teny iditra zafy tsy torana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny zafy, tsy, torana
 Enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1]
 Petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415]
 [ zafitsitorana ] Tous les petits fils éloignés [1.54]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22