|
|
|
|

Teny iditra zanakandriana
Sokajin-teny anarana
Singan-teny zanaka, andriana
 The near relatives of the sovereign. [1.2]
Ohatra Araka ny tantaran'ny Ntaolo dia Ravelonandro, Zanakandriana antaimoro no nanorim-panjakana tany Tsienimparihy. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/01