|
|
|
|

Teny iditra zaraina (zara)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena
Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo
Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto
Didiana: Zarao efatra ity paoma ity [1.1]
 To be distributed, to be divided [1.7]
 Qu'on partage, qu'on divise [1.8]
 Dividende. [Voambolana: ] [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : zaraina, zaraiko, zarainao, zarainy, zaraintsika, zarainay, zarainareo, zarain', zarain-, zaraim-, zarai-
Ny lasa : nozaraina, nozaraiko, nozarainao, nozarainy, nozaraintsika, nozarainay, nozarainareo, nozarain', nozarain-, nozaraim-, nozarai-
Ny hoavy : hozaraina, hozaraiko, hozarainao, hozarainy, hozaraintsika, hozarainay, hozarainareo, hozarain', hozarain-, hozaraim-, hozarai-
Filaza mandidy : zarao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20