| Teny iditra | zara raha misy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | zara, raha, misy | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: vitsy | |
| Ohatra | Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|