|
|
|
|

Teny iditra zatovo (tovo)
Sokajin-teny anarana
 Olona tanora, na lahy na vavy, mbola tsy manambady: Zatovolahy, zatovovavy [1.1]
 A youth [1.7]
 Jeune personne [1.8]

Teny iditra zatovo
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Tsara, soa
Tsara tarehy (lehilahy) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25